top of page

P. Joseph Cardijn

Dr

 

NY TANTARANY

TAnora MPIanatra KRIstianina, Jeunesse Etudiante Chrétienne (JEC) na Young Christian Student (YCS). Sampana iray avy ao amin’ny JOC (Jeunesse Ouvrière Catholique) izay niforona tamin’ny 1919.
 

1927 : pretra tera-tany Belge iray antsoina hoe : Joseph Cardijn (1882-1967) no namorona ny aingam-panahin’ny fikambanana  « Mijery – Mitsara – Miasa », “Voir, Juger, Agir” manampy izany ny RDV na ny Révision de Vie. Tsy ela dia nihitatra tao Frantsa ny JEC.
 

1928 ; Niforona tao Frantsa koa ny JOCF (Jeunesse Ouvrière Féminine)
 

1937 : I Madagasikara no voalohany aty Afrika amin’ny fiorenany. Pr Raphaël FAVRE no ray am-panahy nanorina azy tao amin’ny “Ecole des Médecines” sy  « Le Myre de Villiers ».
 

2013 : Fankalazana ny faha 75 taonan’ny TAMPIKRI eto Madagasikara, nisy ny Conseil Nasionaly faha-16 ary zaikabe faha-2 izay natao tany Miarinarivo.

© Ainatina - 2 février 2016

  • w-facebook
  • Twitter Clean
  • w-googleplus
  • w-youtube
bottom of page