top of page

Faly miarahaba anao tongasoa eto amin'ny diniky ny tanora. Mirary anao mba hahita ny mahafinaritra sy mahasoa. Andrana moa izy ity satria vao manomboka isika. Koa andeha hatombotsika amin'ny fahitantsika azy amin'ny ankapobeny. Hanasana antsika hanoso-kevitra hoentitsika hanatsarana ny efa misy. Misaotra anao mandray anjara sy manaja ny hafa. Mirary soa ho antsika rehetra.

© Ainatina - 2 février 2016

  • w-facebook
  • Twitter Clean
  • w-googleplus
  • w-youtube
bottom of page